Entry lakoina (lako)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao miadana dia miadana, tsy rototra: Mba haingankainganare fa aza dia lakoina toy izao ny dianao [1.1]
Morphology 
Present : lakoina, lakoiko, lakoinao, lakoiny, lakointsika, lakoinay, lakoinareo, lakoin', lakoin-, lakoim-, lakoi-
Past : nolakoina, nolakoiko, nolakoinao, nolakoiny, nolakointsika, nolakoinay, nolakoinareo, nolakoin', nolakoin-, nolakoim-, nolakoi-
Future : holakoina, holakoiko, holakoinao, holakoiny, holakointsika, holakoinay, holakoinareo, holakoin', holakoin-, holakoim-, holakoi-
Imperative : lakoy

Anagrams 

Updated on 2020/07/31