Entry lalatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Soritra na tataka kely amin' ny hazo atao amin' ny lelan-java-maranitra; kaokan' ny dian-javatra; ny mikiaka [1.1]
Explanations in French Marque faite avec un tranchant, une pointe, avec le trusquin [1.3]
Derivatives 

Entry lalatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanamainana faritra iray misy ranoka [1.13]
Explanations in French Drainage [1.13]

Updated on 2020/07/31