Entry lany andro
Elementary words lany ; andro
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Efa tsy fampiasa intsony amin' ilay fotoana itenenana; enti-milaza ny zavatra efa tapitra ny fe-potoana nampahalaza azy, ka tokony hasiampanavaozana
Mijanona maharitra amin' ny raharaha tsy misy antony firy, na variana amin' ny lalao sy korana [1.1]

Updated on 2023/04/22