Entry | lasam-binany | |
Part of speech | expression | |
Explanations in Malagasy | Ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1] | |
Examples | Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina.
[2.5] | |
Synonyms | lasam-borona | |
Elementary words | lasa, vinany | |
Updated on 2023/06/06 |
![]() |