Entry |
lasantsy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan' ilo azo avy amin' ny fanasitiliana ny solitany na zavamaniry sasany; ny lasantsy dia manan-toetra mora mirehitra izaitsizy ary ampiasaina hampihetsika ny milina mampandeha ny fiarakodia, fiaramanidina [1.1]
|
Explanations in English | Turpentine [this word is from the first part of the French l'essence de terebinth] [1.2]
|
| Gasoline, petrol; turpentine [1.7]
|
Explanations in French | L'essence, essence pour voiture; térébenthine [1.8]
|
| [Merina]
(du français « l'essence »). Nom appliqué aussi bien à l'essence d'origine végétale. Dans ce dernier cas, il désigne plus spécialement l'essence de térébenthine. Cette dernière est introduite car les Pins cultivés à Madagascar (voir hazokesika) ne produisent que peu de résine.
[1.196]
|
Examples |
1 | Olana ny fikojakojana azy ary lafo ny lasantsy.
[2.117]
|
2 | Tsy nisy lasantsy, hono, ka tsy nisy fiara mpitatitra niasa.
[2.445]
|
3 | Ny heriny, milina ao anatin' io makarakara io, tondrahana lasantsy fotsiny dia mihavao miaraka amin'ny vava.
[1.281]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Origin | French: l' essence.
|
|