Entry lasiray (ila, iray)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (ilany sy iray) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena) (0,10) sy iray (voamena) (0,20) izany hoe 0,30 Fr na 30 santima amin' ny vola ankehitriny [1.1]
Explanations in English Same as ilasiray [1.2]
Explanations in French Un voamena et demi; le seizième de la piastre [1.3]
Vocabulary 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31