Entry latsa-drakitra
Elementary words latsaka ; rakitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ny vola alatsaka ao anaty rakitra na arotsaka amin' ny rakitra any am-piangonana [1.1]
Explanations in English Giving money by putting it into a plate, etc., at a collection [1.2]
Examples Ary novan-dRainibao mpitandrina ny fanao amy ny latsadrakitra. [2.59]

Updated on 2023/06/13