Entry laviana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Erika, orana madinika kely entin' ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy: Izany, rahavako, no roa lahy milanja am-betraka / ka sendra laviana miaramiropy / sendra mafana miara-mihinjaka (Raj. Tselatra) [1.1]
Vocabulary 
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31