Entry lefahina (lefaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao tonga milefitra; ketrahina: Azo lefahina amin' ny fanafody ny aretina sasantsasany / Aza lefahina ny tady
Atao tonga adala [1.1]
Explanations in English To be bent [1.7]
Explanations in French Qu'on plie, qu'on rend souple [1.8]
Morphology 
Present : lefahina, lefahiko, lefahinao, lefahiny, lefahintsika, lefahinay, lefahinareo, lefahin', lefahin-, lefahim-, lefahi-
Past : nolefahina, nolefahiko, nolefahinao, nolefahiny, nolefahintsika, nolefahinay, nolefahinareo, nolefahin', nolefahin-, nolefahim-, nolefahi-
Future : holefahina, holefahiko, holefahinao, holefahiny, holefahintsika, holefahinay, holefahinareo, holefahin', holefahin-, holefahim-, holefahi-
Imperative : lefaho

Updated on 2020/07/31