Entry lefakozatra
Elementary words lefaka ; hozatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anaran-kafa ilazana ny poliomielita [1.1]
Examples Ny zaza lasa malemin'ny lefakozatra dia tokony mihinana sakafo be otrikaina ary manao fanatanjahan-tena mba hanatanjahana ireo hozatra tavela. [2.424]
Vocabulary 
Synonyms poliomielita

Updated on 2023/12/13