Entrée lehilahy
Partie du discours nom
Définition malgache Teny ilazana ny lahy amin' ny karazan' olombelona, mifanohitra amin' ny vehivavy: Teo aloha nandoa karatra daholo ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona
¶ Olona manankerimpo, mijoro amin' ny heviny, mahavita zavatra: Izany ka lehilahy!
¶ (fiteny tsy mihaja) Sakaiza na vady lahy: Lasa niaraka amin' ny lehilahiny any izy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a man [Hallanger 1973]
Traduction française homme (mâle) [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31