Entry lela vola
Elementary words lela ; vola
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (taloha): vola tsy vaky, ariary
(ankehitriny): teny enti-milaza vola vy na taratasy azo ampiasaina avy hatrany amin' izao, fa tsy taratasim-bola mbola tokony hatakalo; enti-milaza tena vola fa tsy taratasim-bola na zavatra mitovy vidy amin' ny vola: Saiky haloany vary ny karamako, kanefa tsy nety aho fa nasaiko nataony lela volaihany [1.1]

Updated on 2023/05/16