|
|
|
|

Teny iditra 1  lena
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Nilatsahan' ny rano ka manda, vonton' ny rano, kotsa: Tratran' ny orana aho ka lena ny akanjoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 wet, moist [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 humide, mouillé [1.8]
Ohatra  6  Mangeroka mihinan-tenda mantsy ny viha raha lena. [2.472#39]
7  Izany indrindra no nahatonga azy tsy hihafahafa ka hivary lena amin' ireto namany ireto. [2.470#48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tohi-kevitra  22 maina
Mpanahaka  23  bibaka, 24  ditsaka, 25  fetsaka, 26  hetsaka, 27  hotsaka, 28  kotsa, 29  loditra, 30  malamalana, 31  malana, 32  manda, 33  mitera-drano, 34  mitsi-drano, 35  mitsoitsoy, 36  petsa, 37  poretsaka, 38  tantera-drano, 39  vonto
Fikambanana  40  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 16 misy ny teny how lena
Ohabolana  41  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  42 lane, lena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21