|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  lengo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 tsiry (hazo), tsimotaho, laingo: tendronkazo malemy dia malemy ery amin'ny farany indrindra vololona, laingo [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4 liane à mauvaise odeur. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  5  Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny rehetra  6  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/5)7  lengo
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 lohany, tendrony [Tandroy] [1.78]
Tovy hevitra  10 antingotingo, antsokosoko ao

Teny iditra (3/5)11  lengo
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13 (Voir aussi laingo autre orthographe souvent utilisée). Nom des bourgeons utilisés autrefois dans l'alimentation. : lengompary (1). Nom donné à diverses plantes fournissant de tels bourgeons. [Betsileo, Bara, Taisaka, Tanosy] [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry

Teny iditra (4/5)15  lengo
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17 (Voir aussi laingo (3) autre orthographe souvent utilisée). Nom générique des frotte-dents, rameaux qu'on mâchonne pour se vernir les dents et les protéger. Surtout Paederia grevei Drake, sur la côte Ouest, et Paederia bojeriana (A. Rich. ex DC.) Drake (Rubiaceae) dans le centre Sud. Rochon écrit : « celui des Antanosses ne pue pas » ce qui montre qu'à son époque, les Tanosy utilisaient d'autres plantes que les Paederia comme frotte-dents. [Sakalava, Bara, Mahafaly, Tandroy, Tanosy] [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)21  lengo
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23 (Voir aussi laingo (4)). Nom de diverses plantes lianoïdes, cf. lengoviakoholahy. Les Betsimisaraka prononcent plutôt lingo. [Betsileo, Tanala] [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08