|
|
|
|

Teny iditra 1  lihitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Maimay sy maimaika hanao zavatra noho ny hajejoana: Lihitra erỳ izy handeha handihy any amin' ny namany
4 Kely loha, maivan-doha [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  13  adala, 14  dedaka, 15  lefaka, 16  liaka, 17  liana, 18  lingitra, 19  litika, 20  maola, 21  matim-pitia toa lalitra, 22  matin-kanin-kely, 23  mihaitraitra, 24  mihoalahoala, 25  mimaty, 26  minitinitika, 27  pendina, 28  roboka, 29  sedika, 30  seriny, 31  tefotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19