Entry | loa-bolana | |
Elementary words | loaka ; volana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Miteny tsy satry noho ny hagagana eo anatrehan-javatra tsy nampoizina, na tsara na ratsy; vaky vava, tsy maharitra ka miteny Vaky vava [1.1] | |
Explanations in English | To feel compelled to speak out; to speak out when no longer able to keep silent [1.7] | |
Explanations in French | Qui se sent obligé de parler; qui parle, ne pouvant plus se taire [1.8] | |
Updated on 2023/05/31 |