Entry loarana (loatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Avoaka (avy ao anaty zavatra lalina aty): Loary ny vary ~ Folo sobika ny tany noloarana tao anatin' io lavaka io ~ Noloarany ny hatezerana tao am-pony [1.1]
Explanations in English To be served out of pot or container [1.7]
Explanations in French Qu'on sort de la marmite; qu'on sort d'un récipient [1.8]
Morphology 
Present : loarana, loarako, loaranao, loarany, loarantsika, loaranay, loaranareo, loaran', loaran-, loaram-, loara-
Past : noloarana, noloarako, noloaranao, noloarany, noloarantsika, noloaranay, noloaranareo, noloaran', noloaran-, noloaram-, noloara-
Future : holoarana, holoarako, holoaranao, holoarany, holoarantsika, holoaranay, holoaranareo, holoaran', holoaran-, holoaram-, holoara-
Imperative : loary, loaro

Anagrams 

Updated on 2023/01/20