Entry lombombava (lomboka, vava)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Fomba fisampin-damba manarona ny vava mba tsy tiana hahitan' ny olona ny fihetsiky ny vava na koa mba hoenti-maneso ny olona iresahana [1.1]

Updated on 2020/07/31