Entry | lomisy | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Teny filaza amin' ny zavatra mandeha tsiroaroa, izany hoe roa mitovy ho an' ny havia sy havanana, toy ny kavina, ban-tongotra, kiraro, sns...; iray aman' olona: Kavina iray lomisy [1.1] | |
Updated on 2020/07/31 |