Entry lomorina (lomotra)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Itakovanan' ny lomotra betsaka: Vato lomorina io fa aza hitsahina
Entina hilazana koa ny toe-tsaina feno haratsiana sy tsy mba mivoatra: Toe-tsaina lomorina izany mihevitra ny Malagasy ho tsy maintsy miankin-doha lava amin' ny hafa izany [1.1]
Explanations in English Moldy; overgrown with algae [1.7]
Explanations in French Moisi; couvert de mousse [1.8]

Updated on 2023/01/20