Entry | madama | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Teny iantsoana amim-panajana ny vehivavy manambady, miaraka amin' ny anarany na tsia: Tonga i Madama Rakoto ~ Lasa nivoaka i Madama, tompoko [1.1] | |
Origin | French: madame. | |
Updated on 2020/07/31 |