Entry madiva (diva)
Part of speech adjective
Explanations in French Qui est sur le point de [1.3]
Examples fa ny tambitamby efa lany, ary ny fitia efa madiva. [2.69]
Morphology 
Present : madiva
Past : nadiva
Future : hadiva
Analogs  antomotra

Entry madiva (diva)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Efaho, kely sisa dia... tsy ho ela intsony dia...: Madiva hilentika ny masoandro. [1.1]
Explanations in English Almost, on the verge of [1.7]
Explanations in French Presque [1.3, 1.8]
 Bientôt, prochainement [1.3]
 Sur le point de [1.8]
Examples 
1Madiva hiakatra any Antananarivo izahay! [2.270]
2Efa madiva hitataovovonana ny andro vao tena voaomana ny diako. [2.643]
Derivatives 
Analogs  tamy

Updated on 2020/07/31