Entry mahabongo (bongo)
Part of speech adjective
Examples Tsy mba ahitra ririnina ity havanao ka hitovy volo amin'ny tany na kitay fahavaratra ka midonaka mahabongo maso fa masoandro be lohataona ka tsy manan-kasosorana amin'olona [2.131]
Morphology 
Present : mahabongo
Past : nahabongo
Future : hahabongo

Updated on 2023/01/20