Entry mahadikidiky (dikidiky)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahasosotra, mahatofoka: Mahadikidiky ny fitondrantena ratsy ataony
Mahamenatra: Aoka ihany fa mahadikidiky amin-drainao [1.1]
Explanations in English To vex, to annoy, to worry [1.2]
 To cause distaste, to disgust [1.7]
Explanations in French Vexer, dégoûter [1.8]
Examples Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve? [2.298]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mahadikidiky
Past : nahadikidiky
Future : hahadikidiky

Updated on 2023/01/20