Entry mahasehaka (sehaka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mahasempotra: Mahasehaka lahy ity fiakarankely ity
Mahavita zavatra, mahomby: Nahasehaka ilay raharaha ihany lahy ny rahalahinao. [1.1]
Compound words 

Updated on 2023/10/12