|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahatonga |
| Fototeny | 2 tonga |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Afaka hitondra: Tsy mahatonga io vata mavesatra io hatrany an-tsena aho
5 Ampy mba hahatongavana: Ariary zatovao mahatonga any Ambatolampy rehefa Asabotsy 6 Miteraka, mahavoa: Mahatonga aretin-kibony voankazo manta 7 Mampanjary: Ny fiarahan' ny zanakao amin' ny naman-dratsy no nahatonga azy ho maditra [1.1] 8 miteraka [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to bring to, to cause to come, to make to be
[1.2#661] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Porter à, conduire jusqu’à, faire devenir, rendre, causer, suffisant pour porter: Tsy nahatonga ny entana hatreto aho (Je n'ai pas pu porter le paquet jusqu’ici) ~ Tsy nahatonga ilay olona aho (Je n'ai pas pu conduire cet homme) ~ Ny fianarana no nahatonga ny zanakao ho hendry (L'étude a rendu votre enfant sage) ~ Mahatonga aretina ny fahalotoana (La malpropreté cause des maladies) ~ Tsy mahatonga any Mojanga ity vola ity (Cet argent ne suffit pas pour arriver jusqu'à Mojanga) ~ Tsy mahantonga entana ity bao ity (Ce bois ne suffit pas pour porter le paquet)
[1.3#724] 11 provoquer [1.13] |
| Ohatra |
12 Inona moa no mahatonga izany?
[2.59#]
13 Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. [2.117#] 14 Ka mahatonga anay ho amin' ny anton-dianay androany. [2.245#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 18 antony mahatonga fiovam-bika |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 20 mahatango, mahatonga, 21 mangataho |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|