Entry mahatsiahy (tsiahy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahita ao an-tsaina olona na zavatra any lavitra na efa lasa taloha: Isaky ny mahatsiahy an-janany any am-pita izy dia misento
Mahatsiaro olona ka somary malahelo na manembona azy: Velon-tsento ny fo mahatsiahy [1.1]
Explanations in French Se souvenir, se rappeler [1.3]
Morphology 
Present : mahatsiahy
Past : nahatsiahy
Future : hahatsiahy
Imperative : mahatsiahiva
Proverbs 

Updated on 2023/01/05