Entry mahavantana (vantana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy manavia ka mora aleha: Mahavantana ahy ity hotely ity
Teny tsotra ka mora tononina: Mahavantana ny vava ny anaran' i Hery kely [1.1]

Updated on 2023/01/20