|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahavita tena |
| Singan-teny | 2 mahavita, 3 tena |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ilazana ireo zavamaniry afaka manamboatra ny sakafony avy amin'ny raha mineraly
[1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be able to care for oneself
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 pourvoir à ses propres besoins
[1.8] 8 autotrophe [1.13] |
| Ohatra |
9 Mpiasy tsy mahavita tena io (C'est un ouvrier qui ne se suffit pas, qui ne travaille pas assez pour gagner sa vie)
[1.3]
|
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|