Entrée mahavoa (voa)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mahatratra, mahakasika: Tsy mahavoa ahy avy eo ianao
¶ Mahazo: Tsy nahavoa ny fandriha nataonao
¶ Maharesy, mahafaty antoka: Tsy fitandremana kely foana dia mety mahavoa
¶ Mahomby: Tsy mahavoa io mpisolovava io fa ialao
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to strike; to hit the mark; to wound
Explications en français  [Hallanger 1974] atteindre le but, atteindre la cible; blesser, tuer
Morphologie 
mahavoa
nahavoa
hahavoa
mahavoaza
Analogues  mahavoafady
Citations 

Mis à jour le 2021/11/13