Entry mahazo (azo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tonga, manjary manana: Nahazo namana mahafatra-po aho nahita azy
Mandray, tonga tompon-javatra: Nahazo vola be izy tamin' io raharaha io
Voan' (ny aretina): Nahazo aretin-kibo aho tany amin' ny nalehako tany
Mahasambotra: Iza aminareo no nahazo itỳ trondro gasy ity?
Mahatakatra hevitra: Tsy nahazo akory izay novakiny izy [1.1]
Explanations in English To get, to have, to obtain, to possess, to win, to acquire, to comprehend. The relative ahazoana is most frequently changed in pronunciation to ahazahoana. [1.2]
 To get, to acquire; to understand [1.7]
Explanations in French Gagner, obtenir; comprendre [1.8]
Examples 
1mahazo tombony tsy mba mizara. [2.69]
2Inona ihany ity mahazo ahy ity? [2.4]
3Koa tsy aleo mba mahazo aminay? [2.298]
Morphology 
Present : mahazo
Past : nahazo
Future : hahazo
Imperative : mahazoa
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/06/13