Entry |
mahazo
(azo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Tonga, manjary manana: Nahazo namana mahafatra-po aho nahita azy Mandray, tonga tompon-javatra: Nahazo vola be izy tamin' io raharaha io Voan' (ny aretina): Nahazo aretin-kibo aho tany amin' ny nalehako tany Mahasambotra: Iza aminareo no nahazo itỳ trondro gasy ity? Mahatakatra hevitra: Tsy nahazo akory izay novakiny izy [1.1]
|
Explanations in English | To get, to have, to obtain, to possess, to win, to acquire, to comprehend. The relative ahazoana is most frequently changed in pronunciation to ahazahoana. [1.2]
|
| To get, to acquire; to understand [1.7]
|
Explanations in French | Gagner, obtenir; comprendre [1.8]
|
Examples |
1 | mahazo tombony tsy mba mizara.
[2.69]
|
2 | Inona ihany ity mahazo ahy ity?
[2.4]
|
3 | Koa tsy aleo mba mahazo aminay?
[2.298]
|
|
Morphology |
Present : |
mahazo |
Past : |
nahazo |
Future : |
hahazo |
Imperative : |
mahazoa |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|