Entry maingoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin' ny rambo mifaingoka izay manindrona misy poizina [1.1]
Explanations in English A scorpion [1.7]
Explanations in French Scorpion [1.3, 1.8]
Examples Any am-piandrasana omby any izy dia ataony mijaly sy mitondra faisana ery ny omby izay andrasany, mpampitondraka ny volim-bahoaka, mpilalao bibilava sy maingoka ary biby madinika. [2.588]
Vocabulary 
Analogs  hefy ~ mambambohitra
Articles 

Anagrams 

Updated on 2022/07/30