Entrée maivana
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tsy misy lanjany loatra, tsy mavesatra: Maivana ny volom-borona / Maivana ihany izany hevitra arosonao izany
Explications en anglais  [Hallanger 1973] light in weight
Explications en français  [Abinal 1888, Hallanger 1974] léger
  [Abinal 1888] sans poids
¶ figuré: sans portée, vite, léger
Dérivations 
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Andraina: I Vola, page 69] Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana:
2 [Callet: Tantara, page 98] ka tsy mahefa lahasa aho fa maivana be hiany ny tena ko rehetra!

Entrée maivaña
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] sitrana

Mis à jour le 2020/07/31