Entry | makajany | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Tsimihety] Fomba fampanofana tanimbary ka ny tompony no miantoka ny masomboly ary isasahana ny vokatra rehefa tafaverina ny masomboly nosamborina [1.1] | |
Anagrams | makajany, manjaika, miakanja, mianjaka |
Updated on 2020/07/31 |