Entrée malazalaza (lazalaza (laza))
Partie du discours nom
Allégation Mot ou locution vu dans: Tritriva
Exemples 
1 [Rajaonarivelo: Bina] Ny zavatra malazalaza voalazany ihany anefa no hotsimponintsika.
2 [Rajemisa: Fomba] Misy toerana voatokana ho fakana rano masina ho an' ny andriana, fa ho an' ny olona hafa dia izay rano lehibe sy malazalaza eny akaikikaiky eny.

Mis à jour le 2022/01/28