Entry malaza ratsy
Elementary words malaza ; ratsy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy ~ Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ [1.1]
Examples 
1Ny amiana dia karazan-kazo malaza ratsy ho mahavoa ny habokana [2.313]
2ny fianakaviana mipetraka amin' ny fonenana mikororosy fahana sady malaza ratsy [1.369]

Updated on 2023/04/16