Entry malefadefaka (lefadefaka (lefaka))
Part of speech adjective
Examples 
1Tsara feo izy, malefadefaka am-pihainoana. [2.285]
2Ny ankizy vavy kosa nifidy asa somary malefadefaka mifanaraka amin' ny toe-batany. [2.445]
3Manampy ny lahy koa anefa izy amin'ny asa fambolena malefadefaka toy ny famafazam-boa. [2.606]
Compound words 

Updated on 2022/12/13