Entry |
mamafa
(fafa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Mamaoka, manadio, mifafa [1.78]
|
| Manala ny loto, manaisotra ny potipoti-javatra amin' ny kifafa: Iza no namafa ny tohatra? Mamaoka: Mamafa vilia
[1.1]
|
Explanations in English | To sweep [1.2, 1.7]
|
| To wipe, to clear away [1.2]
|
Explanations in French | Balayer [1.3, 1.8, 1.405]
|
| Essuyer [1.3, 1.8]
|
| Rafler [1.3]
|
Examples |
1 | Fa angaha ny Vazaha koa mba mamafa lalana?
[2.356]
|
2 | Satria mahay mamafa trano tsara Izanany saingy kamo.
[2.332]
|
|
Morphology |
Present : |
mamafa |
Past : |
namafa |
Future : |
hamafa |
Imperative : |
mamafà |
|
Synonyms | |
|
Entry |
mamafĂ
(fafa)
|
Part of speech | imperative of active verb mamafa
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|