Entrée mamany (amany)
Partie du discours verbe actif
Synonymes régionaux mamany, mifama, mivalan-drano
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mamoaka amany, mivalan-drano
Explications en anglais  [Richardson 1885] to pass urine.
  [Hallanger 1973] to urinate (vulgar)
Explications en français  [Abinal 1888 page 25] uriner
  [Hallanger 1974] uriner (vulgaire)
Vocabulaire 
Morphologie 
mamany
namany
hamany
mamania
Illustrations 

Entrée mamany
Partie du discours forme morphologique de mama
Exemples 
1 [Profita: Ranary] Mazava loatra ary, fa na ny mamany, na ny vadiny no niantoka azy!
2 [Rabary: Daty] Nony hariva dia tonga Razakandrianaipa sy ny mamany naka am-bavany.

Mis à jour le 2021/07/13