Entry | mamela trosa | |
Elementary words | mamela ; trosa | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Tsy mitaky trosa any amin' olona intsony fa heverina ho efa isan' ny voaloany [1.1] | |
Explanations in French | Remettre une créance [1.3] | |
Synonyms | mahafoy trosa | |
Updated on 2023/04/02 |