Entry mamery (very)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahatonga ho very ny zo maha-olona afaka: Namery azy mianakavy ilay volan' olona tsy voaloany
Mahavoa, mampahantra: Hamery anao lahy io fanaovanao antsirambina lava mahazatra anao ira [1.1]
Explanations in English To ruin; to sell into slavery [1.7]
Explanations in French Réduire en esclavage, ruiner [1.8]
Examples 
1Izay mamery ny ainy noho ny Amiko dia hahazo azy. [2.649]
2Fantatra tsotra izao fa tsy raharaha maika akory ilay nanirahany, saingy hoenti-mamery dia ahy fotsiny. [2.643]
Morphology 
Present : mamery
Past : namery
Future : hamery
Imperative : mamereza
Proverbs 

Updated on 2023/01/20