Entry mamoafady
Elementary words mamoa ; fady
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra mahamenatra loatra
Enti-milaza olona miteniteny foana na miteny ratsy ka mahatonga izay manatrika eo ho menatra: Mangina ity fa aza mamoafady eo [1.1]
Explanations in English [ mamoa fady ] To transgress taboo, to disgrace oneself [1.7]
Explanations in French Déshonorer, faire rougir en disant ou faisant ce qui ne convient pas, nuire, être nuisible: Aza mamoafady olona toy izany (Ne déshonorez pas ainsi les gens) [1.3]
 [ mamoa fady ] Violer les tabous, se déshonorer [1.8]
Examples 
1Ary manaraka izany, ariantsika ny zava-bahiny mamoafady. [2.445]
2Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana [2.472]
3misy mitantara na milaza zavatra mamoafady tsotra izao [2.313]
Morphology 
Present : mamoafady
Past : namoafady
Future : hamoafady
Imperative : mamoafadia
Synonyms mahavoafady

Updated on 2023/06/19