Entry mamofeke
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Mamono, mikapoka, mively, mamofoka: Namofoke hafitsa aba aho alihany ko save nandia menaraña, koa lehe aho ko save nitsanga koke ny volo-katoko dia koa akoholahy hiady (Namofoka hafitra aho elaela izay ka nanitsaka menarana, izany tena nitsangana hatramin'ny volo-katoka mova tsy ireny akoholahy hiady ireny) [1.78]

Updated on 2020/07/31