Entry mamoha angatra (voha, angatra)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manao ireo fombafomba maro noheverin' ny Ntaolo ary mbola heverin' ny sasany ankehitriny koa ho afaka hampiteny ny angatry ny maty [1.1]
Explanations in French évoquer les esprits [1.3]

Updated on 2022/09/06