Entry mamoky (voky)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manome sakafo betsaka: Mamoky ny vahiny rehefa tonga mitsidika azy Rabe
Mamporisika, mitarika, mitaona olona hanao zavatra tsy dia mampaharisika azy loatra, amin' ny fandokafana azy na amin' ny fampanantenàna soa be ho azy: Mamoky ny vahoaka hikomy ny mpanoha riana [1.1]
Explanations in English To satisfy with food; subvert [1.7]
Explanations in French Rassasier; pousser à la révolte [1.8]
Examples Ny mamoky ny hendry sy manome fo ny adala hikomy. [1.123]
Morphology 
Present : mamoky
Past : namoky
Future : hamoky
Imperative : mamokisa
Analogs  mitaona ~ manabontsina ~ manome fo ~ mambosy ~ mandroboka ~ mandrokiroky ~ mandraviravy ~ mamahana ~ manao toho-tsofina ~ mandrendrika ~ manadala ~ mitomany ambony fe
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20