Entry mamoroboroke
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Manambitamby, manafosafo: Fitea tsa mba ho ela ny anae roa fa mamoroboroke (Fitiavana tsy hateza ny anay roa fa manafosafo fotsiny) [1.78]

Updated on 2020/07/31