Entry mamosaka (posaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampiseho: Tsy nety namosaka izay nosoratany izy
Manambara: Tsy nety namosaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [1.1]
Explanations in English To reveal, to bring into view; to propose an idea [1.7]
Explanations in French Révéler, déployer au grand jour; avancer une idée ou un projet [1.8]
Examples Na misy mba sahy mamosaka hevitra tsy mifanaraka amin'ny an'ny Manjaka aza, efa miolaka ery sao mainka hampitroatra. [2.298]
Morphology 
Present : mamosaka
Past : namosaka
Future : hamosaka
Imperative : mamosaha
Synonyms manaposaka
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11