Entrée | mamosavy (mosavy) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||||||
Définition malgache | Manisy mosavy, mamorika, manimba ka mahafaty: Lazain' ny olona fa ilay olona tao atsimony, hono, no namosavy azy ¶ Milaza ny tsy mety, toy ny, ohatra, milaza olontsy heny ho mpivady: Ranona itỳ mamosavy mihitsy; olona mpianadahy ireny ka ataonao hoe mpivady ¶ Manao zavatra mety hahavoa: Mamosavy izay nanaparitaka ireto fanjaitra ireto teto amparafara? ¶ Enti-milaza ny saka manana anaka [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Traduction anglaise | to bewitch [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to practice withcraft, to cast a spell [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Traduction française | ensorceler, jeter un maléfice [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Vocabulaire | Religions, Croyances | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Exemples | Ny mamosavy hitan' olona, ka ampandoaviny vola, dia tsy lazalazainy, no atao hoe mividy laona. [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 24] | ||||||||||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot mamosavy | ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |