Entry mampakatra (akatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitondra amin' ny toerana ambony: Iza no nampakatra ireo entana ireo taty ambony rihana?
Manondrotra: Izaho ihany no nampakatra anao amin' io toerana io
Mitondra amin' ny lehibe: Nampakatra fitarainana any an-tampony aho [1.1]
Explanations in English To send for; to procure; to fetch up, or carry up [1.2]
 To lift up [1.7]
Explanations in French Soulever, faire monter [1.3, 1.8]
Examples 
1Hoy izy nampakatra ny sorony sady nihomehy. [2.471]
2Lalina izany afitsokareo izany, hoy ny reniny kirikirina, somary nampakatra feo. [2.470]
Morphology 
Present : mampakatra
Past : nampakatra
Future : hampakatra
Imperative : mampakara
Compound words 

Entry mampakatra (akatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mankalaza fanambadiana amin-dRa..: Vao tamin' ny asabotsy teo no nampakatra an-dRazanany Rabe [1.1]
Explanations in English To marry (a wife). [1.2]
 To marry a wife [1.7]
Explanations in French épouser une femme [1.3, 1.8]
Examples 
1Nampakatra an'i Estera zatovovavy [1.38]
2Noho izany dia nampakatra ny zanakavavin' i Farao izy ho vadiny. [1.38]
Morphology 
Present : mampakatra
Past : nampakatra
Future : hampakatra
Imperative : mampakara
Compound words 

Updated on 2023/10/21